Categorie: Ankapobeny
Ny anaran'ilay ranamana Hyacinthe. Ny tovovavy bevohokany izany hoe : Enceinte Dia hoy ity tsy maheno tsara iray : Tena lery no nanao anio fa na ny anarany aza dia efa manaporofo izany. Hyacinthe sy Enceinte.
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.